# Namaly Jesosy ka nanao hoe "tamin'ny valin-teny Jesosy dia niteny hoe" # Ianareo tsy mpino sy taranaka ratsy fitondran-tena Jesosy niteny ity tamin'ny vahoaka izay niangona teo, fa tsy tamin'ireo mpianany. # taranaka ratsy fitondran-tena "taranaka ratsy" # Hafiriana no tsy maintsy hitoerako miaraka aminareo sy hiaretako miaraka aminareo? Jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hanehoana ny alahelony izay tsy ninoan'ireo olona. DH: "Nitoetra ela niaraka taminareo Aho, nefa mbola tsy mino Ahy ihany ianareo. Manontany tena Aho hoe hafiriana no tsy maintsy hitoeraka miaraka aminareo." # Ento ety ny zanakao lahy Jesosy niteny mivantana tamin'ilay ray izay niresaka taminy.