# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ny andro manaraka taorian'ny fisehoana manjopikan'i Jesosy, dia nanasitrana zaza lahy nisy demonia Izy izay tsy vitan'ireo mpianatra tsara ny manao azy. # Indro, nisy lehilahy iray avy tao amin'ny vahoaka Ny teny hoe "indro" dia manaitra antsika amin'ny olona vaovao ao amin'ny tantara. Ny fiteninao dia mety manana fomba iray hanaovana izany. Ireo Anglisy dia manao hoe: "Nisy lehilahy iray tao amin'ny vahoaka niteny hoe" # Hitanao, misy fanahy Ny hoe "hitanao" dia mampiditra antsika ho amin'ilay fanahy ratsy ao amin'ny tantaran'ilay lehilahy. Ny fiteninao dia mety manana fomba iray hanaovana izany. Ireo Anglisy dia manao hoe: "Ary nisy fanahy ratsy" # mampamoaka roatra ny vavany "nisy roatra nivoaka avy tao am-bavany."