# Ary Ity teny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana fiatoana ao amin'ny tantara lehibe. Eto Lioka dia mampahafantatra momban'i Petera, Jakoba, ary Jaona. # navesatrin'ny torimaso Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "te-hatory be'' # nahita ny voninahiny Ity dia maneho ny hazavana mamirapiratra izay nanodidina azy ireo. DH: "nahita hazavana mamirapiratra avy amin'i Jesosy izy ireo" na "nahita hazavana tena mamirapiratra nivoaka avy ao amin'i Jesosy izy ireo" # ireo lehilahy roa izay nitsangana niaraka taminy Ity dia maneho an'i Mosesy sy Elia. # Ary rehefa niala nanalavitra an'i Jesosy izy ireo "Ary Mosesy sy Elia rehefa niala nanalavitra an'i Jesosy" # fialofana "lay" na ''trano bongo"