# Indro Ny teny hoe "indro" eto dia manaitra antsika hifantoka amin'ny fampahalalana mahagaga manaraka. # izay niseho tamim-boninahitra mamirapiratra Ity fehezanteny ity dia manome fampahafantarana momban'ny fomba fisehon'i Mosesy sy Elia. DH: "ary niseho tamim- boninahitra mamirapiratra izy ireo" sy "ary namirapiratra be izy ireo" # ny fialàny "ny fandehanany" na "ny fomba handaozan'i Jesosy izao tontolo izao." Ity dia fomba mihaja hiresahana momban'ny hafatesany. DH: ''ny fahafatesany"