# hoy Izy "hoy Jesosy" # tamin'izy rehetra Ity dia maneho ireo mpianatra izay niaraka tamin'i Jesosy. # hanaraka Ahy Ny mandeha manaraka an'i Jesosy dia maneho fa iray amin'ireo mpianany. DH: "meteza ho mpianatro" na "manaova isan'ny mpianatro'' # tsy maintsy mandà ny tenany "tsy maintsy mahafoy ireo fanirian'ny tenany manokana" # mitondra ny hazofijaliany isan'andro ary manaraka Ahy Ny hazofijaliana dia maneho ny fijaliana sy fahafatesana. Ny fitondrana ny hazofijaliana dia maneho ny fahavononana hijaly sy ho faty. DH: "tsy maintsy mankatoa Ahy isan'andro na ho tonga hatrany amin'ny fijaliana sy fahafatesana aza" # ary manaraka Ahy Ny fanarahana an'i Jesosy eto dia maneho ny fankatoavana Azy. DH: "ary mankatoa Ahy" # manaraka Ahy "mandeha miaraka amiko" na ''manomboka manaraka Ahy sy manaraka Ahy foana" # Inona no tsara azon'ny olona ... mamotika ny ainy? Ny valin-teny takiana amin'ity fanontaniana ity dia ny hoe tsy tsara izany. DH: "Tsy hanome tombontsoa olona mihintsy ny fananana izao tontolo izao, kanefa manary ny ainy" # fananana izao tontolo izao "fahazoana ny zavatra rehetra eto amin'izao tontolo izao"' # manary na mamotika ny ainy "Mandrava ny tenany"