# Hoy Izy tamin'izy ireo "Jesosy niteny tamin'ireo roa ambin'ny folo." Mety hanampy ny filazana fa ity dia nitranga talohan'ny nandehanan'izy ireo. DH: "mialohan'ny nandehanan'izy ireo, dia hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe" # Aza mitondra na inona na inona "Aza mitondra na inona na inona miaraka aminareo" # amin'ny dianareo "rehefa mandeha ianareo." Tsy tokony hitondra na inona na inona izy ireo ho an'ny diany manontolo, mandra-piverin'izy ireo eo amin'i Jesosy. # tehina "tsorakazo" na "tapa-kazo fentina mandeha." Afaka hampiasaina hanoherana mpanafika. # kitapom-bary harona fampiasan'ny olona mpandeha amin'ny dia lavitra mba hitondrana izay ilain'izy ireo amin'ny diany. # mofo sakafo # Izay trano hidiranareo "na inona na inona trano hidiranareo" # mijanona ao "mitoera ao" na "mitoera vetivety ao toy ny vahiny" # mandra-pialanareo "mandra-pialanareo ao amin'izany tanĂ na izany" na "mandra-pialanareo ao amin'io toerana io"