# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy mampatsiahy ireo mpianany ny tsy tokony hianteherana amin'ny vola sy ny zavatr'izy ireo, omeo hery izy ireo, ary avy eo alefao any amin'ny tanĂ na isan-karazany. # hery sy fahefana Ireo teny ireo dia niara-nampiasaina mba hampisehoana fa ireo roa ambin'ny folo dia samy manana ny fahaizana sy ny zo hanasitrana olona. # ireo demonia rehetra Ireo dika azo atao: 1) "ny demonia rehetra" na 2) "'ireo karazana demonia rehetra." # nalefany izy ireo "nandefa azy ireo tany amin'ny toerana isan-karazany" na "niteny azy ireo mba handeha"