# rahalahiny Ireo dia ny rahalahin'i Jesosy_ zanak'i Josefa sy Maria hafa izay teraka taorian'i Jesosy. # Nisy nilaza taminy hoe DH: "Nisy olona nilaza taminy" # te-hahita Anao "ary te-hahita Anao izy ireo" # Ny reniko sy ny rahalahiko dia ireo izay mandre ny tenin'Andriamanitra sy manao izany Ity sariteny ity dia manambara fa ny olona izay tonga hihaino an'i Jesosy dia nanan-danja taminy koa toy ny fianakaviany manokana. DH: "Ireo izay mandre ny tenin'Andriamanitra sy mankatoa izany dia toy ny reny sy rahalahy Amiko" na "Ireo izay mandre ny tenin' Andriamanitra sy mankatoa izany dia manan- danja Amiko toy ny reniko sy rahalahiko"