# nanohy ny lalany nandeha irery # tsy lavitry ny trano "akaikin'ny trano" # aza manahira-tena Ianao Niresaka tamim-panajana tamin'i Jesosy ilay kapiteny. DH: "aza manahira-tena Ianao amin'ny fankanesana any an-tranoko" na "tsy te- hanelingelina Anao aho" # hiditra ao ambany tafon-tranoko Ity fehezanteny ity dia fomba fiteny izay midika hoe "miditra ao an-tranoko." # mitenena teny iray ihany Azon'ilay mpanompo fa Jesosy dia afaka manasitrana ilay mpanompo amin'ny fitenenana fotsiny. Eto ny hoe "teny" dia maneho didy. DH: "Omeo fotsiny ny baiko" # ho sitrana ny mpanompoko Ny teny izay nadika teto hoe "mpanompo" dia adika hoe "zaza lahy." Ity dia mety manondro fa mbola tanora ilay mpanompo na mampiseho ny fitiavan'ilay kapiteny azy. # Izaho ihany koa dia lehilahy ambany fahefana "izaho ihany koa dia manana olona amboniko izay tsy maintsy ankatoaviko" # ambaniko "ambany fahefako"