# loza ho anareo "hanaintaina mafy aminareo izany." Ity fehezanteny ity dia naverina in-telo. Ity dia mifanohitra amin'ilay hoe "sambatra ianareo." Isakin'ny miverina izany, dia manondro fa ny hatezeran'Andriamanitra dia mivantana amin'ny olona, na misy zavatra ratsy miandry azy ireo. # loza ho anareo izay manan-karena "hanaintaina mafy aminareo izay manan-karena izany" na "ho avy aminareo izay manan-karena ny korontana" # ny mahafa-po anareo "izay nahafa-po anareo" na "izay nahafalifaly anareo" # izay voky ankehitriny "izay feno ny kibony ankehitriny" na "izay mihinam-be ankehirtiny" # izay mihomehy ankehitriny "izay faly ankehitriny"