# mialĂ  ao aminy Nibaiko ilay demonia Izy mba tsy hanjaka ilay lehilahy intsony. DH: "avelao izy' na "aza mitoetra ao amin'io lehilahy io intsony" # Fa teny toy ny ahoana re izany? Ny olona dia naneho ny fahatairan'izy ireo fa nanana fahefana handroaka demonia hiala amin'ny olona Jesosy. DH: "teny mahagaga izany" na "mahagaga ny teniny!" # Baikony amin'ny fahefana sy hery ny fanahy maloto "Manana fahefana sy hery handroaka fanahy maloto Izy" # nanomboka niely ny lazany "nanomboka niparitaka ny tatitra momban'i Jesosy" na "nanomboka naparitaky ny olona ny vaovao momban'i Jesosy"