# ilay tanàna nahalehibe Azy "ny tanàna nipetrahany tamin'Izy mbola kely" na "ny tanàna naha-lehibe Azy" # araka ny fomba fanaony "araka ny nataony isakin'ny Sabata." Fomba fanaony mahazatra ny mandeha mankany amin'ny synagoga amin'ny andron'ny Sabata. # natolotra azy ny horonan-taratasin'Isaia mpaminany DH: "nisy olona nanome azy ilay horonan-taratasin'Isaia mpaminany" # ny horonan-taratasin'Isaia mpaminany Ity dia maneho ny bokin'Isaia nosoratana tao anaty horonan-taratasy. Efa an-taona maro tany aloha no nanoratan'Isaia ireo teny, ary nisy olona hafa nandika izany tao anaty horonan-taratasy. # ny toerana nanoratana azy "ny toerana ao anatin'ilay horonan-taratasy miaraka amin'ireo teny ireo." Ity fehezanteny ity dia mitohy ao amin'ireo andininy manaraka.