# fara-tampony Ity dia sisin'ilay tafon'ny tempoly. Raha misy olona mianjera avy eny, dia haratra izy na ho faty. # Zanak'Andriamanitra Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy. # azerao ny tenanao "mianjeraha amin'ny tany" # Satria efa voasoratra hoe Ny devoly dia milaza fa ity teny nalaina tao amin'ny Salamo ity dia midika fa tsy haratra Jesosy raha Izy no zanak'Andriamanitra. DH: "Tsy haratra ianao, satria voasoratra hoe" # voasoratra hoe DH: "Ny mpanoratra dia nanoratra hoe" # Hibaiko Izy Ny "Izy" dia maneho an'Andriamanitra.