# Fampifandraisana ny foto-kevitra Tamin'ny Jesosy 12 taona, dia nankany Jerosalema niaraka tamin'ny fianakaviany Izy. Rehefa tany Izy, dia nametraka sy namaly fanontaniana an'ireo mpampianatra tao an-tempoly. # Ny ray aman-dreniny "ray aman-drenin'i Jesosy" # dia nankany indray izy ireo Jerosalema dia avo nohon'ny ankamaroan'ny toerana hafa any Israely, ka dia ara-dalàna tamin'ireo Israelita ny niteny fa andeha hiakatra an'i Jerosalema. # araka ny fomba fanao "toy ny fanaon'izy ireo isan-taona" # rehefa avy nitoetra tany nandritry ny andron'ny fety manontolo izy ireo "rehefa tapitra ny fotoana fankalazana ny fety" na hoe "rehefa avy mankalaza ny fety mandritry ny andro takiana" # fety Ity dia anarana hafa ho an'ny Fankalazana ny Paska, hatramin'ny nanaovana sakafon-danonana ho amin'izany. # nataon'izy ireo "noheverin'izy ireo" # nandeha nandritry ny andro iray manontolo izy irieo "nandeha nandritry ny iray andro izy ireo" na hoe "nandeha lavitra araka izay ataon'ny olona ao anatin'ny andro iray izy ireo"