# Nisy mpaminany vavy antsoina hoe Ana teo Ity dia mampiditra mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara. # Fanoela ny "Fanoela" dia ilay anarana lehilahy iray # taorian'ny naha-virjiny azy "taorian'ny nanambadiany azy" # mpitondra tena nandritry ny efatra amby valopolo taona Ireo dikateny azo atao: 1) izy dia mpitondra tena nandritry ny 84 taona na hoe 2) izy dia mpitondra tena ary 84 taona izy amin'izao. # tsy nandao ny tempoly mihintsy Ity dia mety fanatomboana resaka fotsiny izay midika fa nitoetra matetika tao an-tempoly izy ka lasa ohatran'ny hoe tsy nivoaka tao mihintsy izy. DH: "tao an-tempoly foana" na hoe "tao an-tempoly matetika" # tamin'ny fifadian-kanina sy vavaka "tamin'ny alalan'ny fifadian-tsakafo tamin'ny fotoana maro sy tamin'ny alalan'ny fanolorana vavaka maro" # nanatona akaiky azy ireo "nanakaiky azy ireo" na "nankany amin'i Maria sy Josefa" # ny fanavotana an'i Jerosalema Eto ny teny hoe "fanavotana" dia nampiasaina hanehoana ilay olona izay hanao izany. DH: "ilay iray izay hanavotra an'i Jerosalema" na "ilay olona izay hitondra ny tso-dranon'Andriamanitra sy hamerina ny sitraka ho an'i Jerosalema.