# Rehefa dila ny isan'ny andro notakiana ... Ity dia mampiseho ny fandehan'ny fotoana mialohan'ity tranga vaovao ity. # Isan'ny andro notakiana DH: "ny isan'ny andro izay notakian' Andriamanitra" # hidiovany "ho azy ireo mba ho tonga madio ara-pomba." Afaka lazainao ihany koa ny anjaran' Andriamanitra. DH: "ho an'Andriamanitra mba handray azy ireo ho madio indray" # mba hanolotra azy eo amin'ny Tompo "mba hitondra azy eo amin'ny Tompo" na "hitondra azy eo amin'ny fanatrehan'ny Tompo." # araka izay voasoratra DH: "Araka izay nosoratan'i Mosesy" na "Nanao izao izy ireo satria nanoratra Mosesy" # Ny lahy rehetra izay voalohan-teraka ny hoe "voalohan-teraka" dia fomba fiteny izay maneho ny zanaka ateraka voalohanay. Ity dia sady maneho ny biby no olona. DH: "ny zanaka teraka voalohany izay lehilahy" na "ny zazalahy rehetra teraka voalohany" # izay voalaza ao amin'ny lalàn'ny Tompo "izay ambaran'ny lalàn'ny Tompo koa." Ity dia toerana hafa ao amin'ny lalàna. Izany dia maneho ny lehilahy rehetra, na teraka voalohany na tsia.