# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity dia mampiseho hoe nahoana Maria sy Josefa no nila nifindra ho an'ny fahaterahan'i Jesosy. # Ary Ity teny ity dia maneho ny fiantombohan'ny fizarana vaovao amin'ny tantara. # Aogosto Kaisara "Aogosto mpanjaka" na "Amperora Aogosto." Aogosto no amperora voalohany tamin'ny fanjakana Romana. # nandefa didy mibaiko Ity baiko ity dia mety nentin'ireo mpitondra hafatra nanerana ny fanjakana. DH: "naniraka mpitondra hafatra niaraka tamin'ny didy mibaiko" # ny hanisana ny olona rehetra izay miaina eto amin'izao tontolo izao DH: "ny handraisan'izy ireo ny anaran'ny olona rehetra mipetraka eto amin'izao tontolo izao" na "ny hanisan'izy ireo ny olona rehetra eto amin'izao tontolo izao ary hanoratra ny anaran'izy ireo" # izao tontolo izao "ny ampahan-tany izay anjakan'ny fanjakana Romana" na "ireo tanàna izay entin'ny amperora Romana" # Kyrenio Kyrenio dia voatendry ho governoran'i Siria. # ny olon-drehetra dia nankany "ny olona rehetra dia nanomboka" # tanàna niaviany Ity dia maneho ireo tanàna izay niainan'ireo razamben'ny olona. Mety niaina tamin'ny tanàna samihafa ireo olona. DH: ''ny tanàna izay niainan'ireo razambeny" # hisoratra anarana amin'ny fanisam-bahoaka "mba ho voasoratra ao amin'ny fandraisana anarana ny anaran'izy ireo"