# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity dia milaza foy ny momban'ny taona nitomboan'i Jaona. # Ary Ity teny ity dia ampiasaina eto mba hanamarihana fihatoana ao amin'ny tantara fototra. Lioka dia nivadika faingana avy any amin'ny fahaterahan'i Jaona nankany amin'ny fiantombohan'ny asa fanompoany amin'ny maha-lehibe azy. # tonga nahery amin'ny fanahy "tonga matotra ara-panahy" na "nanamafy ny fifandraisany amin'Andriamanitra" # tany an'efitra "niaina tany an'efitra." Lioka dia tsy niteny hoe firy taona Jaona no nanomboka niaina tany an'efitra. # mandra- Ity dia tsy tena hoe manamarika fihatoana. Nanohy niaina tany amin'ny tany karakaina foana Jaona na dia taorian'ny nanombohany nitory ampahibemaso aza. # ny andro hisehoany ankariary "rehefa nanomboka nitory ampahibemaso izy" # ny andro Ampiasaina ity eto amin'ny dika ankapobeny hoe "'ny fotoana"