# mba hampisehoana famindram-po "mba ho mpamindra fo amin'ny" na "mba hietsika araka ny famindram-pony amin'ny" # hampatsiahivana Eto ny teny hoe "mampatsiahy" dia midika fitandremana fanoloran-tena na fanatanterahana zavatra. # ny fanekem-pihavanany masina ... ny fianianana nolazainy ireo fehezanteny roa ireo dia maneho zavatra mitovy. Naverina izy ireo mba hampisehoana ny fahamatoran'ny fampanantenan'Andriamanitra tamin'i Abrahama. # hahazoantsika, rehefa afaka ... hanompo azy tsy amin-tahotra Mety hanampy ny fanovana ny firafitr'ireo fehezanteny ireo. DH: "fa isika dia hanompo azy tsy amin-tahotra rehefa novonjena tamin'ny herin'ireo fahavalontsika." # tsy amin-tahotra Ity dia maneho ny tahotra an'ireo fahavalon'izy ireo DH: "tsy matahotra ireo fahavalontsika" # am-pahamasinana sy am-pahamarinana Mety maneho hetsika ireo. DH: "hiaina amin'ny fomba madio sy hanao izay marina" # eo anatrehany ity dia fomba fiteny izay midika hoe "eo amin'ny fanatrehany"