# Fampifandraisana ny foto-kevitra Zakaria milaza izay hitranga amin'i Jaona zanany. # Feno ny Fanahy Masina i Zakaria rainy DH: "Ny Fanahy Masina nameno an'i Zakaria rainy" # Ny rainy Rain'i Jaona # naminany, nilaza hoe Kendreo ny fomba tsotra hampidirana teny mivantana amin'ny fiteninao. DH: "naminany ary niteny hoe" na "naminany, ary izao no nolazainy" # Andriamanitr'Israely "Israely" eto dia maneho ny firenen'Israely. Ny fifandraisana eo amin'Andriamanitra sy Israely dia afaka apetraka mivantana kokoa. DH: "Ilay Andriamanitra nanjaka nanerana an'Israely" na "Ilay Andriamanitra izay derain'Israely" # ny olony "olon'Andriamanitra"