# Ahoana no hisehoan'izany Na dia tsy fantatr'i Maria aza ny mety ho fisehon' izany, dia tsy nisalasala izy hoe hitranga izany. DH: "Ahoana no ahafahana manao izany?" # Tsy mbola niara-nandry tamin'ny lehilahy aho Maria nampiasa ity fomba fiteny mendrika ity mba hilazana fa mbola madio izy. DH: "virjiny aho." # Hirotsaka aminao ny Fanahy Masina Ny fizotrin'ny vohok'i Maria dia hanomboka amin'ny fiavian'ny Fanahy Masina ao aminy. # Hirotsaka "ho tratra" na "hitranga amin'ny" # ny herin'ilay Avo Indrindra Ny "herin'"' Andriamanitra tsy azo takarina no hampitondra vohoka an'i Maria na dia mbola hijanona virjiny aza izy. Kendreo tsy hisy idiran'ny firaisana ara-nofo io_ fahagagana izany. # Ho avy aminao "handrakotra anao toy ny aloka" # Ilay masina "ilay zanaka masina" # ho antsoina hoe Ireo dika azo atao 1) "ny olona hiantso Azy hoe" na 2) "Andriamanitra hiantso Azy hoe" # Noho izany ilay masina hateraka ia ho antsoina hoe Zanak'Andriamanitra Na dia olombelona aza ny renin'i Jesosy, dia napetrak'Andriamanitra taminy toy ny zaza Jesosy. Noho izany, Andriamaniytra no rainy, ary Jesosy nantsoina hoe: "Zanak'Andriamanitra." # Zanak'Andriamanitra Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy