# Fampifandraisana ny foto-kevitra Rehefa nanao ny asany tao amin'ny tempoly Zakaria, dia nisy anjely avy amin'Andriamanitra tonga hilaza hafatra aminy. # Ary Ity teny ity dia maneho ny fiantombohan'ny hetsika ao amin'ilay tantara. # niseho taminy "tonga tampoka teo aminy" na "teo tampoka niaraka tamin'i Zakaria." Izany dia maneho fa teo niaraka tamin'i Zakaria ny anjely, fa tsy fahitana fotsiny. # Zakaria... dia nihorohoro... nilatsaka teo aminy ny tahotra Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy dika, ary manamafy ny halehiben'ny tahotr'i Zakaria. # rehefa nahita azy zakaria "rehefa nahita ilay anjely i Zakaria." Ny loharanon'ilay tahotra dia ny endrik'ilay anjely izay tsy mahazatra. Zakaria dia tsy nanao zavatra diso. # nilatsaka taminy ny tahotra Ny tahotra dia nofaritana toy ny zavatra izay nanafika na nandresy an'i Zakaria # aza matahotra "aza matahotra ahy intsony" na "tsy mila matahotra ahy ianao" # re ny vavakao "ren'Andriamanitra ny fangatahanao." Ity manaraka ity dia takiana ary afaka ampiana: "ary hanome izany." Tsy ren'Andriamanitra fotsiny ny vavak'i Zakaria; fa handalam-panatanterahana izany koa Izy. # hitoe-jazalahy aminao "manan-janaka lahy aminao" na "miteraka ny zanakao lahy"