# na inona na inona mandalo eo ambany tsorakazon'ny mpiandry ondry Io dia manondro ny fomba hanisan'izy ireo ny biby fimpiny. DH: "rehefa manisa ny biby fiompinao amin'ny alalan'ny fanaingana ny tsorakazon-ny fiambenanao sy manesyazy izay ho amin'ny sisiny ianao" na "rehefa manisa ireo biby fiompinao ianao" # ny ampahafolon'izany dia tsy maintsy atokana ho an'i Yaveh ampahafolon'izany dia tsy maintsy atokana ho an'i Yaveh - DH: "aoka ianao hanokana ny ny ampahafolon'izany ho an'i Yaveh" # iray ampahafolo ampahafolo* - "isaky ampolon'ny biby" # dia samy masina avokoa na izany na ilay takalony "ireo biby ireo " # Tsy azo avotana izany DH: "Tsy afaka manavotra izany izy" na "tsy afaka mamerina mividy izany izy"