# ny taon-jobily Ny dia mitranga isaky ny 50 taona. Jereo ny nandikanao ny "jobily" ao amin'ny 25:10. # hijanona amin'izany ihany ny tombam-bidiny "hijanona" na "hijanona ho toy izany." DH: "ny tombam-bidin'izany dia tsy miova" na "ny tombam-bidin'izany dia sanda feno" (UDB) # tsy maintsy hahena ny tombam-bidin'izan DH: "Tsy maintsy manena ny tombam-bidiny izy"