# Ny fenitry ny tombanao "ny sanda hohefaina" na "ny tsy maintsy hohefainao" # roapolo ...enimpolo ... dimampolo ...telopolo ... "20 ...60 ...50 ...30" # sekely volafotsy dimapolo Raha ilaina ny fampiasana ny mari-danja moderina, dia ireto misy fomba roa hanaovana izany. DH: "singam-bolafotsy dimampolo, izay 10 grama isaky ny singany" na "volafotsy dimanjato grama" # araka ny sekelin'ny fitoerana masina Nisy sekely tamin'ny lanjany hafa. Izany dia ilay nampiasan'ny olona tao amin'ny fitoerana masin'ny trano-lay masina. Izany dia nilanja 11 grama. DH: "ampiasao ny karazan-tsekely izay nampiasaina tao amin'ny fitoerana masina" na "rehefa mandanja volafotsy ianareo, dia ny lanja izay nampiasaina tao amin'ny fitoerana masina no ampiasao" # sekely telopolo Raha ilaina ny fampiasana ny mari-danja moderina, dia ireto misy fomba roa hanaovana izany. DH: "singam-bolafotsy telopolo, izay folo grama isaky ny singany" na "volafotsy telonjato grama"