# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Yaveh dia miresaka amin'i Mosesy ny amin'ny tsy maintsy ataon'ny vahoaka. # Fa mpanompoko ...izy ireo "ireo mpiray fihaviana aminao dia mopanompoko" # Tsy hamidy tahaka ireo andevo izy ireo DH: "Aoka tsy hovidianao toy ny andevo izy ireo" # dia afaka hividy andevo avy amin'izy ireo ianao. "azonao atao ny mividy andevo avy amin'ireo firenena ireo"