# hankatò ireo didiko, hitandrina ireo lalàko, ary hanatanteraka azy ireo Ireo andian-teny rehetra ireo dia mitovy ny heviny amin'ny ankapobeny. Ireo dia manamafy fa ny olona dia tsy maintsy mankatò izay rehetra lazain'i Yaveh. # hihinana ianao ka ho voky Io dia midika fa hihinana ampy ampy izy ireo ka ho feno ny kibony. DH: "hihinana ianareo mandra-pahavoky anareo" na "hihinana maro ianao"