# sembana, na kilemaina Ireo teny ireo dia manondro kilema vokatry ny loza tsy nampoizina. # fahabokana, marary, na ferena Ireo dia manondro karazan'aretin-koditra. # tsy ho ankasitrahana DH: "tsy hanaiky izany Aho" na "tsy hanaiky izany i Yaveh" # sampona na kely Ireo teny ireo dia manondro kilema nananan'ny biby hatrany am-bohoka.