# nampahaloto ireo firenena Io dia manondro ireo vondrom-bahoaka izay efa mipetraka any Kanana. Adikao io mba hampazava fa ilay voambolana "firenena" dia ireo vahoaka. DH: "nandoto ny tenany ireo vahoakan'ny firenena" # Voaloto ny tany "Nandoto ny tany ireo vahoaka" # nandoa ireo mponiny ny tany Ny faneren'Yaveh ny fanesorana ireo vahoka eo amin'ny tany dia resahina toy ny hoe olona mando vahoaka ilay tany. DH: "Tereko hiala tsy ho amin'ny tany ireo vahoaka, tahaka ny olona mandoa sakafo"