# ny fadimbolany Io dia fotoana mampandeha rĂ  avy any an-kibon'ny vehivavy. # Maloto izy Ny vehivavy izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny. # vadin'ny mpiray vody rindrina aminareo "ny vadin'ny lehilahy hafa"