# niteny ...Aho Eto, ny "Aho" dia manondro an'i Yaveh. # tsy hisy hihinana rà eo aminareo "Tsy hisy hihinana hena mbamin'ny rà amin'izany eo aminareo" # izay azo hanina DH: "izay nolazaiko fa azon'izy ireo hanina" # ary hanototra tany ilay rà "ary hanototra fotaka ilay rà"