# ho toy ny hoe amin'ny andron'ny fadimbolany izy Io dia midika fa raha mivoaka rà avy an-kibo amin'ny fotoana hafa ankoatra ny fadimbolany ara-dalàna ilay vehivavy, dia mbola maloto tahaka ny fotona maha ao anaty fadimbolana azy ihany izy. # Maloto izy ...Na iza na iza mikasika ...haloto Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny. # ny zavatra rehetra izay hipetrahany dia haloto Ny zavatra izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.