# aretin-koditra mifindra Adikao tahaka ny nanaovanao azy ao amin'ny 13:3 ireo teny ireo. # maty fotsy Adiako tahaka ny nanaovanao azy ao amin'ny 13:47 io teny io. # manako-pery Adiako tahaka ny nanaovanao azy ao amin'ny 13:5 io teny io. # maloto na ...madio Ny olona na zavatra izay tsy azon'ny olona hafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny, ary ireo izay azon'ny olona kasihana dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.