# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona raha misy olona voan'ny aretin-koditra i Yaveh. # mizaha izany Eto, ny "izany" dia manondro ilay mamontsina fotsy na holatry ny fery eo amin'ny hoditra. # manambara azy ho maloto ilay mpisorona Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny. # areti-mifindra Adikao tahaka ny nanaovanao azy ao amin'ny 13:3 ireo teny ireo. # manambara azy ho maloto ilay mpisorona Ny olona izay azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.