# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Mamarana ny fitanisany amin'i Mosesy sy Arona ireo izay azon'ny olona hohanina sy izay nandrarany azy ireo tsy hohanina. # satria tokony hisy fanavahana eo amin'ny DH: "fa aoka ianareo hanavaka ny" # eo amin'ny maloto sy ny madio Ny biby izay ambaran'Andriamanitra ho tsy mendrika ny ho kasihana na ho hohanin'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny, ary ireo izay ambarany ho azo ekena ny fikasihana na ny fihinanan'ny olona azy dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny. # izay azo hohanina ... izay tsy azo hohanina DH: "izay azonareo hohanina ...izay tsy azonareo hohanina"