# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ireo biby izay heverina ho maloto ho an'ny olona. # aoka tsy handoto ny tenanareo ...fa haloto amin'ireny ianareo Mamerimberina hevitra mitovy in-telo i Yaveh mba hanamafisany ny didy ny mba tsy hihinan'izy ireo biby maloto. # Aoka ianareo tsy handoto ny tenanareo Ny olona izay tsy eken'ny sitrapon'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny izy. # fa haloto amin'ireny ianareo DH: "ka tsy hadio noho ireo intsony ianareo"