# izany no nandidiana ahy ho lazaina aminao DH: "Ny tratrany sy ny feny izay nahevaheva sy nasehon'ny olona iray an'Yaveh" # Ny tratrany Io dia faritra eo anoloan'ny vatan'ny biby izay eo ambanin'ny tendany # ny feny Io dia faritry ny tongotra eo ambonin'ny lohalika. # eny amin'ny toerana madio Ny toerana izay mendrika ny ampisaina mba ho amin'ny sitrapon'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny. # fa efa nomena ho anjaranao ...ireo DH: "fa efa nomen'Andriamanitra ho anajaranao ...ireo" # Ianao sy ireo zanako lahy ary ireo zanako vavy Eto, ny "ianao" dia manondro an'i Arona. # Ho anao sy ireo zanakao lahy miaraka aminao toy ny anjara mandrakizay ireo Adikao io mba ho fantatra fa ilay anjara dia an'i Arona sy ireo zanany lahy. DH: "Izany anjara izany dia ho anao sy ireo zanakao lahy mandrakizay"