# Ho ...izany Eto, ny "izany" dia manondro ny fiverenana amin'ny didy ho an'ny mpisorona ny mba tsy hisotron'izy ireo divay na zava-pisotro mahery rehefa miditra ny trano-layfihaonana. # lalàna maharitra ho an'ireo taranaky ny vahoakanao izany Adikao tahaka ny nandiakanao azy ao amin'ny 3:15 ireo teny ireo. # mba hanavahana Eto dia azonao atao ny manomboka fehezanteny vaovao. "Tsy maintsy ataonareo izany mba ho hay havahana ianareo" # ny masina sy ny iraisana Ny anarana "ny marina" na "ny tsy marina" dia azo adika amin'ny mpamaritra. DH: "eo amin'izay masina sy izay tsy masina" na "eo amin'izay voatokana ho an'Andriamanitra sy izay olonolom-poana" # ny maloto sy ny madio Ny anarana "ny maloto" sy ny "ny madio" dia azo adika amin'ny mpamaritra. DH: "eo amin'izay maloto sy izay madio" na "eo amin'izay tsy ho eken'Andriamanitra sy izay ho ekeny" # ny maloto Ny olona na ny zavatra izay ambaran'i Yaveh ho tsy mendrika ny kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny. # ny madio Ny olona na ny zavatra izay ambaran'i Yaveh ho mendrika ny kasihana dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.