# dia nidina Ny teny "nidina" dia ampiasaina satria ny toerana misy ilay alitara dia avo noho ny toerana nijoroan'ireo vahoaka. # niseho tamin'ny olona rehetra ny voninahitr'i Yaveh Eto, ny "voninahitra" dia manondro ny fanatrehan'i Yaveh. DH: "Nasehoan'i Yaveh an'ireo vahoaka rehetra ny voninahitry ny fanatrehany" # Nisy afo nivoaka avy any amin'i Yaveh ka nandevona "Yaveh dia nandefa afo izay nandevona" # nandevona ny fanatitra dorana Ny fandevonan'ilay afo tanteraka ilay fanatitra dia resahina toy ny hoe nandevona sy nandany ilay fanatitra dorana ilay afo. # nampiohoka ny tavany "nampiankohoka ny tavany tamin'ny tany" Io dia mariky ny fanajana sy ny fanomezam-boninahitra.