# Napetany teo aminy ny saro-tratra "napetak'i Mosesy tamin'i Arona ny saro-tratra" # ny saro-tratra ...ny hamama ...ny takela-bolamena ...diadema masina Ireo rehetra ireo dia fitafiana manokana izay nandidian'i Yaveh mba hamboarin'ireo vahoaka ho an'ireo mpisorona. # hamama lamba lavalava izay mandrakotra ny lohan'ny lehilahy izay mivalombalona manodidina ny loha. # ny takela-bolamena, ny diadema masina Ireo andian-teny ireo dia manondro zavatra mitovy. Izany dia takela-bolamena madio mipetaka amin'ilay hamama.