# ampahafolon'efaha Ny iray efaha dia 22 litatra. Ny iray ampahafolon'ny efaha dia eo ho eo amin'ny roa litatra eo. # ampahafolo Io dia ampahany iray amin'ny folo zaraina mitovy.