# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Yaveh dia manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona mba ho azony ekena ny fanatitr'izy ireo # Tsy hisy fanatitra voa ho atolotrao ho an'i Yaveh ka hisy lalivay DH: "Aza mampiasa lalivay amin'ny fanatitra voa izay hatolotra ho an'i Yaveh" # ho fanatitra natao tamin'ny afo DH: "ho fanatitra dorana" # Hanolotra ireo ...ianao "hanolotra ny fanatitra voa vita tamin'ny lalivay sy tantely" # tsy hampiasaina hamoahana hanitra malefaka eo amin'ny alitara ireo DH: "Tsy hampiasa ireo mba hiteraka hanitra malefaka eo amin'ny alitara ianao" na "tsy handoro ireo eo amin'ny alitara ianao" # ny siran'ny faneken'Andriamanitrao Io dia midika fa ny sira dia famantarana izay mampiseho ny fanekena amin'Andriamanitra.