# ilay zava-mahafaty sy zava-mangidy Ny zava-mahafaty dia zava-maniry izay manome tsiranoka tena mangidy raha sotroina. Ny "zava-mahafaty" sy ny "zava-mangidy" dia misy heviny iray ihany ary manindry fa zavatra izay tena mangidy tokoa izany. # mitanondrika ao anatiko aho Io dia fiteny manondro fahakiviana sy famoizam-po. DH: "ketraka ao anatiko ny fanahiko" na "ao anaty famoizam-po aho" # Fa tsaroako izany Andeha hiteny amin'ny mpihaino ny mpanoratra fa manana fanantenana izy.