# vahoaka Ity dia maneho an'ireo Israelita. # Izy dia Andriamanitra saropiaro Andriamanitra dia maniry ny hanompoan'ny vahoakany Azy ihany. # Hanafongana anareo Izy Ny fahatezeran'i Yazveh dia voalaza fa Izy ilay afo izay tsy maintsy handringana anareo. D.H: "Handringana anareo amin'ny afo Izy"