# Nety tamin' ny vahoakan'ny Israely ny tatitr'izy ireo Eto "nety tamin'ny" dia midika hoe "nanaiky". D.H: "Nanaiky ny tatitr'ireo mpitarika ny vahoaka." # hamotehana ny tany "potehina izay rehetra amin'ny tany"