# re ireo teny "Eto ny "teny" dia maneho hafatra izay avy amin'ny teny. D.H: "re ny hafatra" # dia tsara teo imason'izy ireo Eto "ny teo imason'izy ireo" dia midika "tamin'ny hevitr'izy ireo." # nanao izany fivadiham-panekena izany taminy "nanimba ny fampanantenanareo taminy" # ianao nanavotra ny vahoakan'Israely tamin'ny tanan'i Yaveh ianao." Eto ny "tanan'i Yaveh" dia maneho famaizana. Ny fiarovana ny olona dia voalaza toy ny fanavotana azy ireo tamin'ny tanany. D.H: "Efan nitazona an'i Yaveh tsy hanasazy anay ianareo"