# Izany no lovan'ny fokon'i Simeona Ny tany sy ireo tanàna izay azon'ny fokon'i Simeona dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H :"Izany ny tany sy ny tanàna izay azon'ireo fokon'i Simeona ho lova" # nomena ireo fokony D.H : "izany no natolotr'i Josoa tamin'ny fokon'izy ireo" # ny anjara-tany notendrena ho an'ny fokon'i Joda D.H: "ny anajara tany izay notendren'i Josoa ho an'ny fokon'ny Joda" # afovoan'ny anjarany "teo afovovoan'ny anjara tanin'ny Joda"