# nankany amin'i Otniela i Aksa Ity dia fomba fiteny izay maneho an'i Aksa lasa vadin'i Otniela. D.H: "rehfa lasa vadin'i Aksa i Otniela" # namporisihany hangataka saha tany amin'ny rainy izy. D.H: "Namporisika azy izy, 'Angataho ny raiko mba hanome sahy ahy"'