# Natolotr'i Yaveh teo an-tanan'Israely ny fahavalo Eto ny teny "tanana" dia manambara hery. Yaveh manome fahefana ireo miaramilan'Israely mba handresy ireo fahavalony izay voalaza tahaka ny nanomezan'i Yaveh ireo miaramila fahavalo teo an-tanan'ireo Israely. D.H: "Yaveh manome fahefana ireo miarmaila Israely mba handresy ny fahavalo" # namely azy ireo tamin'ny sabatra...Namono azy ireo Eto ny teny "sabatra" maneho ireo fitaovam-piadina rehetra izay nampiasain'izy ireo hanafihan'izy ireo ireo fahavalony. D.H: "nanafika azy ireo tamin'ny fitaovam-piadiany izy ireo...nanafika azy ireo" # Misrefota-maima Ity dia anaran-toerana. # Natony nandringa Ity dia fampiarana rehefa manapaka ireo hoza-tongony izay tsy afahan'ireo soavaly mitsoaka.