# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ny mpitsikilo Israelita manazava ny toe-javatra asehon'izy ireo. # Fampafantarana amin'ny ankapobeny Mbola miresaka amin'i Rahaba hatrany ireo mpitsikilo Israelita. # Na iza na iza mivoaka ny varavaran'ny tranonao Ity fehezanteny ity dia maneho toe-javatra iray, famoronana filazana ny zava-misy. # ho eo an-dohan'izy ireo manokana ny rà Eto "rà" dia manambara fahafatesan'olona. Tompon'andraikitra amin'ny fahafatesan'izy ireo manokana ny resaka toy ny hoe rà izay tsy maintsy eo an-dohan'izy ireo. D.H: "ny fahafatesan'izy ireo ihany no ho tsininy" # tsy ho meloka izahay "tsy hanan-tsiny izahay" # raha misy tanana mitsotra eo amin'izay rehetra Eto "ny tanana mitsotra" dia maneho haja kokoa hahatonga ratran'olona. D.H: "raha mahatonga ratra amin'ny rehetra izahay"